Hoy ny Tompo aminao olony:Mitsangàna ka mandehana torio
ny teny izay nolazaiko taminao
« Mitsangàna,
ka mankanesa any Ninive, ilay tanàna lehibe; ary torio aminy ny teny izay
lazaiko aminao. » (Jona 3:2)
Halaza
manerana izay faritra handalovanao Kristy
« Ary ny lazany dia
niely niaraka tamin'izay teny tontolo eny tamin'ny tany rehetra eran'i
Galilia. » (Marka
1:28)
MATOKISA!MAHEREZA !