Hamindra
fo aminao olony Kristy
« Hamindra fo amintsika
indray Izy Ka hanitsakitsaka ny fahotantsika, Eny, harianao ho any amin'ny
ranomasina lalina ny fahotany rehetra. » (Mika 7:19)
haneho
fahagagana sy fanovana eo @ ny fiainanao Izy
« Toy ny tamin'ny andro
nivoahanao avy tany amin'ny tany Egypta No hanehoako azy zava-mahagaga. »
(Mika 7:15)
hiaiky
sady hitampim-bava ny jentilisa hahita izany
« Hahita izany ny
jentilisa, Ka hahamenatra azy ny heriny rehetra; Hitampim-bava izy, Ho tonga
marenina ny sofiny. » (Mika 7:16)
TESTAMETA
TSY MIOVA EFA VOASORATRA HO ANAO IZANY!
MINOA!
MAHEREZA!
MINOA!
MAHEREZA!