Ampiasao
izay fanomezam-pahasoavana anananao:na fampaherezana
« Koa mifananara sy
mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany. » (1 Tesaloniana
5:11)
na
fanasitranana marary sy fandroahana
demonia
« Ary nony hariva ny
andro, dia nentin'ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny teniny ihany no
namoahany ny fanahy ratsy, ary izay narary rehetra dia nositraniny
avokoa, » (Matio 8:16)
na
fanaovan-tsoa
« Fa aza manadino hanao
soa sy hiantra; fa fanatitra toy izany no sitrak'Andriamanitra. »
(Hebreo 13:16)
hitohy!
MAREREZA.