Natsoina ho mpitandrina ny jerosalemanao
ianao ka mendrika ny hanana toetra miavaka,tia filaminana sy tsy mpitia vola
« Koa ny mpitandrina dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, manam-bady
tokana, mahonon-tena, hendry, tia filaminana, mampiantrano vahiny, mahay
mampianatra,tsy mpimamo lian'ady, tsy mpikapoka, fa mandefitra, tsy mpila ady,
tsy mpitia vola, » (1 Timoty 3:2-3)
,mahafehy ny ankohonana
« manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin'ny
fahamaotinana tsara » (1 Timoty 3:4).
SAHIA MITENY HOE :VITAKO
IZANY KRISTY O !
VAVAKA :RAY O !TEFEO AHO MBA HO
MENDRIKA HO MPITANDRINA MAHATOKY !@ ANARAN’I JESOA KRISTY VELONA AVY ANY
NAZARETA AMEN !