Mitoetra ao aminao ny Fanahy Masina-midika izany fa ao
aminao Kristy.
« Izao no ahafantarantsika fa mitœtra ao aminy
isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny. » (1
Jaona 4:13)
zanak'Andriamanitra
« Fa anjely iza no mba nilazany hoe: "Zanako Hianao, Izaho
niteraka Anao androany"? (Sal.2.7). Ary koa: "Izaho ho Rainy, Ary Izy
ho Zanako"? (2 Sam. 7.14.) » (Hebreo 1:5)
ary
miankohoka eo anoloany ny anjely
« Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin'izao fiainana izao indray,
dia hoy Izy: "Ary aoka ny anjelin'Andriamanitra rehetra hiankohoka eo
anoloany" (Sal. 97.7). » (Hebreo 1:6)
HAFA IANAO!
VAVAKA :RAY
O ! HAMASINO NY TENAKO MBA HO MENDRIKA ITOERAN’NY FANAHINAO HATRANY !@
ANARAN’I JESOA KRISTY VELONA AVY ANY NAZARETA AMEN !!