Vao 17 taona Josefa dia efa nanonofy fa hiankohoka eo anatrehany
ireo rahalahiny
« Indro, namehy amboara tany an-tsaha isika, ary,
indro, niarina ny amboarako sady nijoro; ary, indreo, nilahatra manodidina kosa
ny amboaranareo ka niankohoka teo anatrehan'ny amboarako. » (Genesisy
37:7),tanteraka izany taty aoriana
« Ary Joda
sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon'i Josefa (fa mbola tao izy), dia
nidaboka tamin'ny tany teo anatrehany. » (Genesisy 44:14),
MATOKIA
FA HO TANTERAKA IREO NOFINOFINAO!!
VAVAKA :RAY
O !MISAOTRA ANAO MAMPAHAFANTATRA AHY MIALOHA NY MOMBA NY HOAVIKO !@
ANARAN’I JESOA KRISTY AVY ANY NAZARETA AMEN !