DIA:Ho voaaro ianao sy ny ankohonanao,
« Ny
fahatahorana an'i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo
fialofana. » (Ohabolana 14:26),
tsy handry fotsy izy ireo,
« Ny fahatahorana an'i Jehovah no ahazoana fiainana; Izay manana izany
tsy mba handry fotsy sady tsy hiharan-doza. » (Ohabolana 19:23),
ary
ho mariky ny fahendrenao koa izany,
« Ny fahatahorana an'i Jehovah no
fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsaina. »
(Ohabolana 9:10).
MINOA !
VAVAKA :RAY
O !
TEZAO AHO MBA HATAHOTRA SY HANAJA ANAO HATRANY ! @ ANARAN’I JESOA
KRISTY VEELONA AVY ANY NAZARETA AMEN !