Homba sy hampahomby anao olon'i Kristy @ fanompoana ny
Tompo,
« Ary ny tanan'ny Tompo nomba azy ireo, ka maro
no isan'izay nino sy niverina ho amin'ny Tompo. » (Asan'ny Apostoly 11:21),
mila
miharitra anefa na ianao izay manatanteraka,
« Nefa tsy
ataoko ho zavatra akory ny aiko, mba hahavita ny alehako, dia ny fanompoana
izay noraisiko tamin'i Jesosy Tompo hanambara ny filazantsaran'ny
fahasoavan'Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 20:24),
na ireo izay
nandray,
« Fa izay maharitra hatramin'ny farany no
hovonjena. » (Matio 24:13).
FIKIRO ILAY SAFIDY TSARA EFA AO AMINAO !
VAVAKA :RAY
O !TANTANO AHO MBA HIFIKITRA AMINAO HATRANY !@ ANARAN’I JESOSY KRISTY
VELONA AVY ANY NAZARETA AMEN !