Tandremo
sao be herehina
« Fa ny Tompo namaly ka
nanao taminy hœ: Marta, Marta, maro ahina sy maro herehina ianao; » (Lioka
10:41)
ka tsy
ataonao ho loha-laharana ny mihaino an'i Kristy @ alalan'ny Teniny
« Ary izy nanana
rahavavy atao hœ Maria, izay nipetraka teo anilan'ny tongotry ny Tompo ka
nihaino ny teniny. » (Lioka 10:39)
izay
mitondra aina sy fahasalamana
« Fa aina ho an'ny
mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an'ny nofony rehetra. » (Ohabolana
4:22)
MINO AHO
FA TSY HO DISO ANJARA @ IZANY IANAO!!
MAHEREZA!!