Efa notoriana h@ izay ny
fanjakan'Andriamanitra
« Ny lalàna sy ny mpaminany dia hatramin'i Jaona;
ary hatramin'izany no efa nitoriana ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra,
ary misesika izay rehetra miditra eo. » (Lioka 16:16)
Kristy tonga hanatanteraka izany
« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna
na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Matio 5:17)
,ianao izay hitoerany kosa dia mila
mandrombaka azy
« Ary hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao-batisa ka
mandraka ankehitriny ny fanjakan'ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka
maka azy an-keriny. » (Matio 11:12)
SAHIA!
VITANAO IZANY!!!
IZA INDRAY ARY
NO ANDRASANA E!
MAHEREZA!