Ny fahefan'Andriamanitra no fahefana
marina sy mahery indrindra
« Ao amin'Andriamanitra kosa no misy fahendrena
sy hery; Izy no manana hevitra sy fahalalana. » (Joba 12:13)
Izy no mifehy ny fotoana rehetra h@
fotoana hialana sy hipetrahan'ny mpanapaka
« Ary Izy no mandahatra ny andro sy ny fotoana;
Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho
an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina. » (Daniela 2:21)
MARINA MANDRAKIZAY NY TENINY FA
ANJARANAO SISA NO MIFIDY IZAY IANTEHERANA!
MAHEREZA!