Na mafana aza ny fanenjehana anao olon'i Kristy
« Ary Saoly mbola nifofofofo fandrahonana sy
famonoana tamin'ny mpianatry ny Tompo ihany, …» (Asan'ny Apostoly 9:1a),
AZA MANAHY! fa izy ireo no mbola
hisehon'ny Tompo
« Ary hoy izy: Iza moa ianao, Tompoko? Dia hoy
Izy: Izaho no Jesosy Izay enjehinao; »
(Asan'ny Apostoly 9:5),
sady hazoto hitory ny filazantsara
« Ary Saoly mainka nihahery, dia nandresy lahatra
ny Jiosy izay nonina tany Damaskosy ka naneho marimarina fa Jesosy no Kristy. »
(Asan'ny Apostoly 9:22)
MINOA!
TSY HO ELA DIA HITSIMBADIKA NY
TANTARA!
MATOKIA!
MAHEREZA!