Madagasikara Jerosalemanao ve?Hisy
loharano hanafaka ny fahotana
« Amin'izany andro izany dia hisy loharano
voasokatra ho an'ny taranak'i Davida sy ho an'ny mponina any Jerosalema
hanafaka fahotana sy fahalotoana. » (Zakaria 13:1)
izay hiparitaka @ faritra rehetra
« Ary amin'izany andro izany dia hisy rano velona
hivoaka avy any Jerosalema, ka ny antsasany hankany amin'ny ranomasina
atsinanana, ary ny antsasany hankany amin'ny ranomasina andrefana, na amin'ny
fahavaratra na amin'ny ririnina dia samy hisian'izany. » (Zakaria 14:8)
ary ho faizina ireo izay nampijaly
azy
« Ary izao no areti-mandringana hamelezan'i
Jehovah ny firenena rehetra izay efa nanafika an'i Jerosalema: Hataony
mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin'ny itœrany ny
masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany. » (Zakaria 14:12)
MIVONONA DIENY IZAO IANAO RY
MALAGASY FA HO FAHAZAVAN’IZAO TONTOLO IZAO!
MATOKIA!