Andriamanitra mihitsy no hampiray @
fombany ireo olony
« Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, Ary hanangona ny sisa
amin'ny Isiraely tokoa, Hakambako toy ny ondry any amin'ny vala izy, Toy ny
ondry andiany ao amin'ny tany fiandrasana; Hitabataba izy noho ny hamaroan'ny
olona. » (Mika 2:12)
.
Hanendry mpanapaka Izy mba
hanatanterahana izany fa Izy ihany no hitarika azy
« Ny mpanabanga miakatra eo alohany, Manabanga
izy ka mandroso ho eo amin'ny vavahady, Dia mivoaka eo aminy; Ny mpanjakany
mandroso eo alohany, Ary Jehovah no mitarika azy. »
(Mika 2:13)
MIVONONA!!
HIATRIKA FIFOHAZAM-PANAHY!