Haneho fankasitrahana manokana @
fombany ho anao olony ny Tompo
« Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe:
Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako. » (Marka 1:11)
hotahiany ny asan'ny tananao
« ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy,
dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy
hafa: » (Eksodosy 31:3)
ary tsy hitsanga-menatra mandrakizay
ianao
« Dia ho fantatrareo fa ao afovoan'Isiraely Aho,
ary Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, fa tsy misy hafa; Ary tsy ho menatra
mandrakizay ny oloko. » (Joela 2:27)
MINOA!!!
DIA HITSIMBADIKA ANY @ LAFINY TSARA
KOKOA HATRANY NY FIAINANAO!