Hoy ny hafa:ny vola no zava-dehibe noho i Kristy
« … Homenareo
hoatrinona aho hanolorako Azy aminareo? Ary izy nandanja sekely volafotsy
telo-polo homena azy. » (Matio 26:15)
hoy kosa
ianao olony:Kristy no lehibe indrindra ary tsy ho ela dia hanjakany izao
tontolo izao
« Ary
ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hœ: Ny
fanjakana amin'izao tontolo izao dia efa lasan'ny ny Tompontsika sy ny
Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay. » (Apokalypsy 11:15)
EFA
AN-DALANA ILAY FANIRIANA TSARA AO ANATINAO !!!
MINOA !!
MAHEREZA.