Na ianao momba an'i Kristy na
manohitra Azy
« Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay
tsy miara-mamory amiko dia manahaka. » (Lioka 11:23)
ary tsinotsinona ny andriamani-kafa
« Fa ny andriamanitry ny firenena dia
tsinontsinona; Fa Jehovah no nanao ny lanitra. » (Salamo 96:5)
fa ilay Tomponao no ambony indrindra
« Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina
indrindra, Sady mahatahotra, fa ambonin'ny Andriamanitra rehetra. » (Salamo
96:4)
FIKIRO NY ANAO E!
MAHEREZA!