Na ianao mandray ny
fitiavan'Andriamanitra dia omeny izay eo am-pelatanany
« Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny
zavatra rehetra ho eo an-tànany. » (Jaona 3:35)
sady asainy mitondra ny Teniny
« Fa Izay nirahin'Andriamanitra dia milaza ny
teniny; fa tsy misy fetra ny fanomezan'Andriamanitra ny Fanahy. » (Jaona
3:34)
na ianao iaran'ny fahatezerany
« Izay mino ny Zanaka manana fiainana
mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny
fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36)
TSY MISY FIAINANA RAHA TSY AO @
KRISTY IHANY E!