Voahosotra manokana
« Ary Samoela nitondra tavoara feno diloilo ka
nanidina ny diloilo teo an-dohan'i Saoly, dia nanoroka azy ka nanao hœ: Tsy
nanosotra anao va Jehovah mba ho mpanapaka ny lovany? » (1 Samoela 10:1)
nilatsahan'ny fanahy masina ary
niova ho olom-baovao
« Ary hilatsaka aminao ny Fanahin'i Jehovah, ka
hiara-maminany aminy ianao, dia ho voaova ho olom-baovao. » (1
Samoela 10:6)
ary
hotahiana avy @ asan'ny tananao
« Ary
rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo, dia ataovy izay azon'ny tananao
atao, fa Andriamanitra no momba anao. » (1 Samoela 10:7)
MATOKIA!
MAHEREZA!