Hahazo hery ny fanahinao ka hanjary
hanana fahasahiana hisolo vava an'Andriamanitra ianao
« Tamin'ny andro nitarainako dia namaly ahy
Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko. » (Salamo 138:3)
ary hiaiky izay holazainao ny
mpanapaka
« Jehovah ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra
amin'ny tany, Fa handre ny tenin'ny vavanao izy. » (Salamo 138:4)
MATOKIA!
SAHIA MANAMBARA IREO TENY
FIKASANA TSARA AO ANATINAO!
MAHEREZA.