Ny Andriamanintsika Kristiana ve?
Tsy miova h@ izay ary ho mandrakizay « Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Hebreo 13:8),
n'iza n'iza mino Azy eran-tany dia hovonjena « satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo @ vavanao ianao ary mino @ fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy t@ maty, dia hovonjena ianao. » (Romana 10:9).
Izy ihany no inoy « Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany. » (Deotoronomia 5:7).
TSY MISY AZO AMPITAHAINA AMINY!
VAVAKA: JESOSY KRISTY TOMPO O ! TSY HOE MPAMONJY NY MALAGASY FOTSINY IANAO ! FA MPAMONJY HO AN’IZAY REHETRA MINO ANAO ERAN-TANY ! TSY HIANTEHITRA AFA-TSY AMINAO IZAHAY ! AMEN ! (Teny zaraina 4269).