Tsy hampatahotra fa hampahery «…, mahereza ao @ Tompo sy @ herin'ny faherezany. » (Efesiana 6:10),
hifidy ny fiainana fa tsy fahafatesana « Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran'Andriamanitra no mitoetra eo aminy. » (Jaona 3:36),
miala @ aizina, hijoro ho fahazavana « Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao @ Tompo kosa ankehitriny; mandehana tahaka ny zanaky ny mazava » (Efesiana 5:8).
MILA ANTSIKA HIJORO NY TOMPO !
VAVAKA : JESOSY KRISTY TOMPO O ! TONGA IANAO NAMPIALA ANAY AVY AO @ AIZINA HO ANY @ FAHAZAVANA MAHAGAGA ! HITORO HO FAHAZAVANAO IZAHAY ! AMEN ! ( Teny Zaraina 4279).