Mety hanontany ianao hoe:
Iza no tena mahalala ny ato am-poko?,
ny hahazo tsara ireo olako?,
ho aiza aho?, ho tafavoaka ve aho?
Hanampy anao ny Sal139 manontolo.
AZONAO HIANTEHERANA IZY !
MATOKIA !
VAVAKA : RAY O ! MITONY AHO MIATORAKA AMINAO! MISAOTRA ANAO HANDRAY AN-TANANA NY HOAVIKO ! HANDROSO AHO HIARAKA AMINAO ! MATOKY AHO MANANA ANAO ! @ ANARAN’I JESOSY KRISTY TOMPO ! AMEN ! (Teny zaraina 4258).