Ny fotoana ve?
Maimaimpoana nefa manan-danja, tsy anao nefa azonao ampiasaina, tsy azonao tazomina nefa azonao laniana, noho izany ampiasao @ zavatra tsara « mitoria ny teny, mazotoa, na @ fotoana, na tsy @ fotoana, mandrese lahatra, mamporisiha, mananara mafy @ fahari-po sy ny fampianarana rehetra. » (2 Timoty 4:2).
MAHEREZA !
VAVAKA : RAY O ! HANOMEZANAY VONINAHITRA HO ANAO IZAY FOTOANA OMENAO ANAY ! @ ANARAN’I JESOSY KRISTY TOMPO AMEN ! ( Teny Zaraina 4277).