Vonjeo ireo ondry very
« fa aleo mankany amin'ny ondry very amin'ny
taranak'isiraely. » (Matio 10:6)
Torio fa hanangana
ny fanjakany Kristy
« Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hœ:
Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra. » (Matio 10:7)
Hampiasao
am-pitiavana ireo fahefana manasitrana anananao olony
« Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy
ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza
maimaimpoana. » (Matio 10:8)
SAHIA!
VITANAO IZANY! MAHEREZA.