Hovonjena ianao olom-boahosotr'i Kristy
« Mivoaka hamonjy ny olonao Hianao, dia hamonjy ny voahosotrao;... » (Habakoka 3:13a)
,ary hamoa voa
tsara hitondra fiainam-baovao ho an'ny
izay iantefany Izy loharano ao anatinao
« Ary eny amoron'ny ony, eny an-daniny roa, no anirian'ny hazo rehetra fihinam-boa; tsy halazo ny raviny, na ho lany ny voany; fa hamoa voa vaovao isam-bolana izy, satria mivoaka avy ao amin'ny fitoerana masina ny ranony; ary ho fihinana ny voany, ary ho fanafody ny raviny. » (Ezekiela 47:12)
MATOKIA!