:
Hidera an'Andriamanitra ianao olon'i Kristy
« Hidera Anao amin'ny foko rehetra aho; Eo anatrehan'ireo andriamanitra no hankalazako Anao. »
(Salamo 138:1),
satria hamaly ny fitarainanao Izy mba hahazoanao herim-panahy tsy takatry ny saina avy Aminy
« Tamin'ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko. » (Salamo 138:3).
MIFALIA FA OLON’AFAKA IANAO!
AMPIASAO ILAY HERY MIAFINA AO ANATINAO!
MAHEREZA!