Tsy ny olona rehetra ihany fa ny tany rehetra koa dia tokony hatahotra sy hanaja an'Andriamanitra Mpahary Azy
« Aoka hatahotra an'i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao. » (Salamo 33:8)
Hotsinjoviny izay manao izany
« Indro, ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, .. » (Salamo 33:18a)
SAHIA MIJORO FA NY JEROSALEMANAO IZANY DIA HANDRAY AN-TANANA @ FOMBA MAHAGAGA NY TANANANAO KRISTY!!!
MATOKIA!
MAHEREZA!