Vakio ny Tenin'ny Tompo fa tahaka anao mihaino Azy izany « Ary Josoa nanao tamin'ny Zanak'Isiraely hoe: Mankanesa aty, ka mihainoa ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo. » (Josoa 3:9)
ny Teny mantsy dia Andriamanitra « Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra. » (Jaona 1:1) hitondra fahasalamana ho anao « Fa aina ho an'ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an'ny nofony rehetra. » (Ohabolana 4:22) ATAOVY ISAN’ANDRO ARY IZANY FA TENA HAHAZO AINA IANAO ARY TENA HO SITRANA !!!
MINOA !