dia nanaiky ka namela izany ary vonona hanaraka izay tari-dalana vaovao
« Dia niverina niala taminy indray izy ka naka ny omby roa mikambana, dia namono azy, ary nandrahoiny* tamin'ny hazo fiasàn'ny omby ny henany ka nomeny ny olona, dia nihinana ireo; ary niainga izy ka nanaraka an'i Elia, dia nanompo azy.[Na: natonony] » (1 Mpanjaka 19:21)
MIVONONA HIOVA MBA HITONDRA FANOVANA!!!!
TRATRY NY FETY E!!!