Tena misy ny famaizana ho an'izay tsy mibebaka « Ary hatsingeriny aminareo ny fahavetavetanareo, ary ho entinareo ny heloka noho ny sampinareo; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Tompo. » (Ezekiela 23:49) soa fa teo ianao nampahafantatra ny famonjena ary ho maro no hino izany « Dia nandroso ny tenin'Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan'ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana. » (Asan'ny Apostoly 6:7) ARARAOTY FA FARARANON’NY FAMONJENA IZAO !!!
SAHIA MITORY NY FILAZAN-TSARA !!!