Voairaka mba hanoitra ny fanahy ratsy ianao
«... Nahare filazana avy tamin'i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin'ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy! » (Obadia 1)
hanongotra azy mba tsy hanankery intsony
« Noho ny fampahoriana an'i Jakoba rahalahinao dia ho voasaron-kenatra ianao Ka ho fongotra mandrakizay. » (Obadia 10)
ary hanampy anao ireo anjelin'i Tompo tsy hita isa
« Ary ataonao va fa tsy mahazo mangataka amin'ny Raiko Aho, dia haniraka anjely tsy omby roa ambin'ny folo legiona ho ety amiko Izy ankehitriny? » (Matio 26:53)
EFA RESY SATANA ARY HOPOROFOIN'I KRISTY @ ALALANAO IZANY!!
SAHIA!
MATOKIA.